Job 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy voaongotra va ny kofehin-dainy ao aminy? Maty tao amin’ny tsy fananana fahendrena izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tapaka ny kofehy amin’ny lain’izy ireo; Maty alohan’ny fahazoana ny fahendrena izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy efa tapaka va ny kofehin-dainy? Ho faty tsy manam-pahendrena izy.»
Malagasy Bible 1865
Tsy voaongotra va ny kofehin-dainy ao aminy? Maty izy, nefa tsy mbola nanam-pahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy voaongotra va ny kofehin-dainy ao aminy? Maty tao amin’ny tsy fananana fahendrena izy.
malagasy
Tsy voaongotra va ny kofehin-dainy ao aminy? Maty izy, nefa tsy mbola nanam-pahendrena.