Job 4:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
efa nanohana izay efa saika lavo ny teninao ary efa nampatanjahinao ny lohalika malemy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nampijoro izay nivembena ny teninao, sy nanampy ny lohalika malemy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teninao no nampitraka ireo efa saiky lavo; efa nampatanjaka lohalika mangozohozo ianao.
Malagasy Bible 1865
Ny teninao efa nanohana izay efa saiky lavo, ary ny lohalika malemy efa nampahatanjahinao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
efa nanohana izay efa saika lavo ny teninao ary efa nampatanjahinao ny lohalika malemy.
malagasy
Ny teninao efa nanohana izay efa saiky lavo, ary ny lohalika malemy efa nampahatanjahinao