Job 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ankehitriny, mba manjo anao izany dia kivy ianao! Mihatra aminao izany ka raiki-tahotra ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ankehitriny, nony mankaminao ny loza, dia kivy ianao, nony mba trany ianao izao, dia manary toky kosa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, tojo izany ianao ka kivy, mby an-koditrao ka mahaketraka anao!
Malagasy Bible 1865
Nefa ankehitriny mba manjo anao kosa izany, ka dia kivy ianao, Mihatra aminao izany, ka raiki-tahotra ianao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ankehitriny, mba manjo anao izany dia kivy ianao! Mihatra aminao izany ka raiki-tahotra ianao!
malagasy
Nefa ankehitriny mba manjo anao kosa izany, ka dia kivy ianao, Mihatra aminao izany, ka raiki-tahotra ianao