Job 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny fivavahanao va no tokinao? Ary tsy ny fahitsian’ny lalanao va no fanantenanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny fahatahoranao an’Andriamanitra va no fanantenanao? Tsy ny hadiovan’ny toetrao va no mba tokinao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria nanaja an’Andriamanitra ianao sy nanana fitondrantena mendrika, ka moa tsy hatoky sy hanantena va?
Malagasy Bible 1865
Tsy ny fivavahanao va no tokinao? Ary tsy fanantenanao va ny fahitsian'ny lalanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny fivavahanao va no tokinao? Ary tsy ny fahitsian’ny lalanao va no fanantenanao?
malagasy
Tsy ny fivavahanao va no tokinao? Ary tsy fanantenanao va ny fahitsian'ny lalanao? [Heb. fahatahoranao]