Job 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anao aho, tsarovy fa iza moa no very tsy nanan-tsiny? Ary taiza no nisy olo-mahitsy naringana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba tadidio ange: zovy moa no tsy manan-tsiny mba very? Taiza ho aizan’izao tontolo izao, no mba naringana ny olo-marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy izao: efa nahita tsy manan-tsiny na olo-marina maty nahantra ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Masìna ianao, tsarovy fa iza moa no very tsy nanan-tsiny? Ary taiza no nisy olo-mahitsy naringana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anao aho, tsarovy fa iza moa no very tsy nanan-tsiny? Ary taiza no nisy olo-mahitsy naringana?
malagasy
Masìna ianao, tsarovy fa iza moa no very tsy nanan-tsiny? Ary taiza no nisy olo-mahitsy naringana?