Job 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fofonain’Andriamanitra no andringanana azy; eny, ny fofonain’ny fahatezerany no mandevona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fofon’ain’Andriamanitra no aharinganan’ireny, ny fifofofofon’ny hatezerany no mahalevona ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fofonain’Andriamanitra no andringanana azy; ny fahatezerany no toa rivo-mahery mahalevona azy;
Malagasy Bible 1865
Ny fofonain'Andriamanitra no andringanana azy. Eny, ny fofonain'ny fahatezerany no mahalevona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fofonain’Andriamanitra no andringanana azy; eny, ny fofonain’ny fahatezerany no mandevona azy.
malagasy
Ny fofonain'Andriamanitra no andringanana azy. Eny, ny fofonain'ny fahatezerany no mahalevona azy.