Job 40:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO mbola niteny tamin’i Joba hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’i Jôba i Iaveh ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Jôba ny Tompo ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah mbola namaly an'i Joba nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO mbola niteny tamin’i Joba hoe:
malagasy
[Ny naneken'i Joba ny fahadisoan-keviny, sy ny navalin'i Jehovah azy] Ary Jehovah mbola namaly an'i Joba nanao hoe: