Job 40:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avelao hihanaka ny fahatezeranao mirehitra; jereo ny mpiavonavona rehetra ka ampietreo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampàro ny fisafoaky ny hatezeranao, na iza na iza mpiavona dia aetreo amin’ny indray mijery!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fijery mitsipalotra no amafazo ny fahatezeranao misamboaravoara dia ampietreo ny mpiavonavona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Alefaso ny fahatezeranao mirehitra; Ary jereo ny avonavona rehetra, ka ampietreo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avelao hihanaka ny fahatezeranao mirehitra; jereo ny mpiavonavona rehetra ka ampietreo!
malagasy
Alefaso ny fahatezeranao mirehitra; Ary jereo ny avonavona rehetra, ka ampietreo.