Job 40:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, jereo ny mpiavonavona rehetra ka aongany! Hoseo eo amin’ny fitoerany ihany ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aforeto amin’ny fijerinao fotsiny ny mpiavonavona; montsàny eo am-pitoerany ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fijery mitsipalotra no anongany an’ireo mpiavonavona rehetra; ary eo amin’ny toerany eo ihany no ataovy montsana ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Eny, jereo ny avonavona rehetra, ka aongàny; Ary apotrahy eo amin'ny fitoerany ihany ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, jereo ny mpiavonavona rehetra ka aongany! Hoseo eo amin’ny fitoerany ihany ny ratsy fanahy.
malagasy
Eny, jereo ny avonavona rehetra, ka aongàny; Ary apotrahy eo amin'ny fitoerany ihany ny ratsy fanahy.