Job 40:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asitriho ao amin’ny vovoka avokoa izy rehetra; sarony ao amin’ny maizina ny tavany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy indray manitrika ao amin’ny vovoka izy rehetra; hidio ao amin’ny maizina izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asitriho ao amin’ny tany miaraka izy rehetra ary hidio ao amin’ny tranomaizim-pahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Asitriho ao amin'ny vovoka avokoa izy rehetra; Sarony ao amin'ny fiafenana ny tavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asitriho ao amin’ny vovoka avokoa izy rehetra; sarony ao amin’ny maizina ny tavany!
malagasy
Asitriho ao amin'ny vovoka avokoa izy rehetra; Sarony ao amin'ny fiafenana ny tavany.