Job 40:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho kosa dia hidera anao satria mahavonjy anao ny tananao havanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay dia Izaho koa no hanaiky fa ny tananao ankavanana mahavonjy anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho mihitsy no hiarahaba anao satria ny herinao no nampandresy anao.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho kosa dia hidera anao, Satria mahavonjy anao ny tananao ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho kosa dia hidera anao satria mahavonjy anao ny tananao havanana.
malagasy
Fa Izaho kosa dia hidera anao, Satria mahavonjy anao ny tananao ankavanana.