Job 40:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany! Mihinana ahitra tahaka ny omby izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ange i Behemota izay noarìko toa anao koa: mihinana ahitra tahaka ny omby izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ange ny lalomena fa samy noarîko na izy na ianao! Mihinana ahitra tahaka ny omby izy;
Malagasy Bible 1865
He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany: Mihinana ahitra tahaka ny omby izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany! Mihinana ahitra tahaka ny omby izy.
malagasy
He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany: Mihinana ahitra tahaka ny omby izy.[hipopotamosy][Na: ho eo aminao]