Job 40:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ao amin’ny andilany ny heriny ary ao amin’ny ozatra amin’ny kibony ny tanjany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ange fa ao amin’ny valahany ny tanjany, ary ny heriny dia ao amin’ny hozatry ny lanivoany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa jereo ity hery ananany eo an-tehezany ary koa ity tanjany eo amin’ny hoza-kibony.
Malagasy Bible 1865
Indro, eo amin'ny valahany ny heriny, ary eo amin'ny ozatra amin'ny kibony ny tanjany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ao amin’ny andilany ny heriny ary ao amin’ny ozatra amin’ny kibony ny tanjany.
malagasy
Indro, eo amin'ny valahany ny heriny, ary eo amin'ny ozatra amin'ny kibony ny tanjany.