Job 40:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henjaniny ho tahaka ny hazo sedera ny rambony, mifaniditriditra ny ozatra amin’ny feny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ajorony hoatra ny sedera ny rambony, miray ho fehezana mafy ny hoza-peny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henjaniny toa hazo sedera ny rambony; mifaniditra eo amin’ny feny kosa ny hozabe.
Malagasy Bible 1865
Henjaniny ny rambony ho tahaka ny hazo sedera; Mifaniditriditra ny ozatra amin'ny feny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henjaniny ho tahaka ny hazo sedera ny rambony, mifaniditriditra ny ozatra amin’ny feny.
malagasy
Henjaniny ny rambony ho tahaka ny hazo sedera; Mifaniditriditra ny ozatra amin'ny feny