Job 40:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taolany dia tahaka ny fantsona varahina; eny, tahaka ny anjam-by ny taolany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantsona varahina ny taolany; bara vy ny taolan-tehezany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taolany dia mafy toa fantsom-barahina ary ny taolan-tehezany dia miendrika baravy.
Malagasy Bible 1865
Ny taolany dia tahaka ny fantsom-barahina, eny, tahaka ny anja-by ny taolany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taolany dia tahaka ny fantsona varahina; eny, tahaka ny anjam-by ny taolany.
malagasy
Ny taolany dia tahaka ny fantsom-barahina, eny, tahaka ny anja-by ny taolany.