Job 40:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voalohany amin’ny asan’Andriamanitra izy; ny Mpanao azy no nanome sabatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loha laharana izy amin’ny asan’Andriamanitra; nomen’ny Nahary sabatra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anisan’ny sangan’asako izy ka Izaho Andriamanitra nanao azy no nanome sabatra azy.
Malagasy Bible 1865
Voalohany amin'ny asan 'Andriamanitra izy; Ny Mpanao azy no nanome sabatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voalohany amin’ny asan’Andriamanitra izy; ny Mpanao azy no nanome sabatra azy.
malagasy
Voalohany amin'ny asan'Andriamanitra izy; Ny Mpanao azy no nanome sabatra azy.[Heb. lalan']