Job 40:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiady amin’ny Tsitoha va io mpanohitra Azy io? Aoka ny mpananatra an’Andriamanitra no hamaly!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Te hiady amin’ny Tsitoha va io mpanadidy azy io? mahavaly va izay mifandahatra amin’Andriamanitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Andriamanitra Tsitoha no niadianao sy nifandiranao, ry Jôba. Raha mbola hitsikera Ahy ianao, dia valio izay rehetra voalazako izay?
Malagasy Bible 1865
Hiady amin'ny Tsitoha va io mpanadidy Azy io? Aoka ny mananatra an'Andriamanitra no hamaly!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiady amin’ny Tsitoha va io mpanohitra Azy io? Aoka ny mpananatra an’Andriamanitra no hamaly!
malagasy
Hiady amin'ny Tsitoha va io mpanadidy Azy io? Aoka ny mananatra an'Andriamanitra no hamaly!