Job 40:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamoaka hanina ho azy ny tendrombohitra izay ilalaovan’ny bibidia rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahavokatra vilona ho azy ny tendrombohitra; milalao manodidina azy ny biby an-tsaha rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamoka-bilona ho an’ny lalomena ireo havoana izay filalaovan’ny bibidia rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mamoaka hanina ho azy ny tendrombohitra, izay ilalaovan'ny bibi-dia rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamoaka hanina ho azy ny tendrombohitra izay ilalaovan’ny bibidia rehetra;
malagasy
Mamoaka hanina ho azy ny tendrombohitra, izay ilalaovan'ny bibi-dia rehetra;