Job 40:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eo ambanin’ny hazo lota no andriany, any am-pierena anaty zozoro sy honahona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandry eo ambanin’ny tamotamo izy, any am-pierena anaty volotara amin’ny heniheny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandry anaty kirihitra feno tsilo izy ary miafina anaty zozoro eny an-keniheny.
Malagasy Bible 1865
Eo ambanin'ny hazo lota no andriany, any am-pierena anaty zozoro sy fotaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eo ambanin’ny hazo lota no andriany, any am-pierena anaty zozoro sy honahona.
malagasy
Eo ambanin'ny hazo lota no andriany, any am-pierena anaty zozoro sy fotaka.