Job 40:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; matoky izy na dia migorodana amin’ny vavany aza ny Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na tondraka aza ny ony, tsy matahotra izy; na hisondrotra havavany aza i Jordany, dia tsy miraika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia misafoaka aza ny onjan-drano dia tsy mba mihetsika akory ny lalomena; tsy mampiraika azy akory i Jôrdàna na dia mitroatra hatreny am-bavany aza.
Malagasy Bible 1865
Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin'ny vavany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; matoky izy na dia migorodana amin’ny vavany aza ny Jordana.
malagasy
Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin'ny vavany aza.