Job 40:25 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahasarika an’i leviatana amin’ny fintana va ianao, na mahafatotra ny lelany amin’ny mahazaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahasarika an’i Leviatàna amin’ny farango va ianao, sy mahageja ny lelany amin’ny hazakazaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahajono ny voay amin’ny fintana va ianao na mahafatotra ny lelany amin’ny tadim-pintana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahasarika an’i leviatana* amin’ny fintana va ianao, na mahafatotra ny lelany amin’ny mahazaka?
malagasy
Mahasarika ny mamba amin'ny farango va ianao, na mahafatotra ny lelany amin'ny mahazaka?[Heb. leviatana]