Job 40:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahisy tady zozoro amin’ny orony va ianao, na mahaboroaka ny valanoranony amin’ny farango?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa mahatsofoka zozoro amin’ny vavorony, sy mahaboroaka ny valanoranony amin’ny masom-by?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatsofoka harefo amin’ny orony va ianao na mahagorobaka ny valanoranony amim-parango?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahisy tady zozoro amin’ny orony va ianao, na mahaboroaka ny valanoranony amin’ny farango?
malagasy
Mahisy tady zozoro amin'ny orony va ianao, na mahaboroaka ny valanoranony amin'ny fintana?