Job 40:27 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifona injato aman’arivo aminao va izy na hanao teny malefaka aminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifon-jato amin’arivo aminao va izy, hanao teny malefaka aminao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifon-jato hifona arivo aminao va izy na hanambitamby anao amin’ny teny mamy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifona injato aman’arivo aminao va izy na hanao teny malefaka aminao?
malagasy
Hifon-jato amin'arivo aminao va izy, na hanao teny malefaka aminao?