Job 40:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hilalao azy tahaka ny filalao voronkely va ianao? Ary hamatotra azy ho an’ny zazavavy kely ao aminao va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hilalao azy toy ny filalao fody va ianao, sy hamatotra azy holalaovin’ny zanakao vavy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hilalao azy toy ny filalao voronkely ve ianao ka hamatotra azy ho fialambolin’ny zanakavavinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hilalao azy tahaka ny filalao voronkely va ianao? Ary hamatotra azy ho an’ny zazavavy kely ao aminao va ianao?
malagasy
Hilalao azy tahaka ny filalao voron-kely va ianao? Ary hamatotra azy ho an'ny zazavavy ao aminao va ianao?