Job 40:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataon’ny mpaka hazandrano varotra va izy ka hotsinjarainy amin’ny mpivaro-mandeha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataon’ny mpiara-manjono varotra va izy, ka tsinjarainy amin’ny mpandranto?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hikambana hivarotra ny voay ve ny mpanjono ka hitsinjara azy amin’ny mpivarotra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataon’ny mpaka hazandrano varotra va izy ka hotsinjarainy amin’ny mpivaro-mandeha?
malagasy
Hataon'ny mpaka hazandrano varotra va izy, ka hotsinjarainy amin'ny mpandranto?