Job 40:31 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahafeno lefom-pohy ny hodiny va ianao na firombaka amin’ny lohany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahaloadoaka ny hodiny amin’ny zana-tsipìka va ianao, na mahatrobaka ny lohany amin’ny firombaka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahaloadoaka ny hodiny amin’ny tsilo ve ianao na mahatrobaka ny lohany amin’ny firombaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahafeno lefom-pohy ny hodiny va ianao na firombaka amin’ny lohany?
malagasy
Mahafeno lefom-pohy ny hodiny va ianao, na firombaka amin'ny lohany?Atehefo aminy ange ny tananao; Raha tsaroanao ny ady, dia tsy hanindroa intsony ianao.