Job 40:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tsinontsinona aho, koa inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona moa no havaliko Anao izay izaho tsinontsinona ity? fa dia mitampim-bava aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinontsinona aho ka tsy manan-kavaly Anao. Hitampim-bava no ataoko izao.
Malagasy Bible 1865
Indro, tsinontsinona, aho ka inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tsinontsinona aho, koa inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.
malagasy
Indro, tsinontsinona, aho ka inona no azoko avaly Anao? Hitampim-bava aho izao.

Recommended Reading