Job 40:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa niteny indray mandeha aho ka tsy hamaly intsony; eny, indroa aza, fa tsy hanampy teny intsony aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niteny indray mandeha, ka tsy hamaly intsony, efa indroa aza, ka tsy hanampy aho, na dia kely aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa sahy niteny matetika aho, ka tsy hamaly intsony, fa aoka izay.
Malagasy Bible 1865
Efa niteny indray mandeha aho, ka tsy hamaly intsony; Eny, indroa aza, fa tsy hanampy teny intsony aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa niteny indray mandeha aho ka tsy hamaly intsony; eny, indroa aza, fa tsy hanampy teny intsony aho.
malagasy
Efa niteny indray mandeha aho, ka tsy hamaly intsony; Eny, indroa aza, fa tsy hanampy teny intsony aho.