Job 40:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’i Joba teo amin’ny tafio-drivotra NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niteny tamin’i Jôba i Iaveh, tao amin’ny tafio-drivotra ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy ao anaty tafio-drivotra ny Tompo no namaly an’i Jôba ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia namaly an'i Joba teo amin'ny tafio-drivotra Jehovah ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’i Joba teo amin’ny tafio-drivotra NY TOMPO hoe:
malagasy
Dia namaly an'i Joba teo amin'ny tafio-drivotra Jehovah ka nanao hoe: