Job 40:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanaisotra ny fahamarinana Amiko tokoa va ianao? Hanameloka Ahy va ianao mba hanamarinana ny tenanao kosa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tianao va ny hanafoana ny fananako ny rariny, dia hanameloka Ahy mba hanamarina ny anao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sahinao lavina tokoa ve ny fitsaràko ka Izaho no diso fa ianao no marina?
Malagasy Bible 1865
Hanaisotra ny rariny amiko va ianao? Hanameloka Ahy va ianao, mba hanamarina ny tenanao kosa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanaisotra ny fahamarinana Amiko tokoa va ianao? Hanameloka Ahy va ianao mba hanamarinana ny tenanao kosa?
malagasy
Hanaisotra ny rariny amiko va ianao? Hanameloka Ahy va ianao, mba hanamarina ny tenanao kosa?