Job 41:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, iza no sahisahy foana ka hikitika azy? Tsy mahakivy va na dia ny fijery azy aza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro diso fanantenana ny mpihaza, fa ny fijery ity biby be, dia ampy haharera-po azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofinofy ny fanantenana handresy ny voay, fa ny fahitana azy fotsiny dia mahaketraka.
Malagasy Bible 1865
Indro, foana ny fihendrena azy; Tsy mahakivy va na dia ny fijery azy aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, iza no sahisahy foana ka hikitika azy? Tsy mahakivy va na dia ny fijery azy aza?
malagasy
Indro, foana ny fihendrena azy; Tsy mahakivy va na dia ny fijery azy aza?