Job 41:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fieviny dia mampamirapiratra fahazavana ary ny masony dia tahaka ny hodimason’ny maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampitselatra fahazavana ny fieviny; tahaka ny hodimason’ny maraina, ny masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao mievina ny voay, dia mamoaka hazavana; ka ny masony manjary manjopiaka toy ny masoandro vao miposaka.
Malagasy Bible 1865
Ny fieviny dia mampamirapiratra fahazavana, ary ny masony dia tahaka ny hodimason'ny maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fieviny dia mampamirapiratra fahazavana ary ny masony dia tahaka ny hodimason’ny maraina.
malagasy
Ny fieviny dia mampamirapiratra fahazavana, ary ny masony dia tahaka ny hodimason'ny maraina.