Job 41:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lelafo no mivoaka avy amin’ny vavany; kilalaon’afo no mipariaka avy aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivoaka lelafo ny vavany misy kilalaon’afo mitselatra avy ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vavany kosa ivoahan’ny lelafo sy ipariahan’ny kilalaon’afo.
Malagasy Bible 1865
Lelafo no mivoaka avy amin'ny vavany; Kilalaon'afo no mipariaka avy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lelafo no mivoaka avy amin’ny vavany; kilalaon’afo no mipariaka avy aminy.
malagasy
Lelafo no mivoaka avy amin'ny vavany; Kilalaon'afo no mipariaka avy aminy.