Job 41:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavorony dia ivoahan’ny setroka, tahaka ny avy amin’ny vilany mangotraka na amin’ny fahandroana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivoaka setroka ny vavorony, mova tsy ny avy amin’ny vilany mangotraka sy mandevilevy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivoa-tsetroka ny vavoron’ny voay mova tsy vilany mangotraka notanehina tamin-jozoro.
Malagasy Bible 1865
Ny vavorony dia ivoahan'ny setroka, tahaka ny avy amin'ny vilany mangotraka, na amin'ny fahandroana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavorony dia ivoahan’ny setroka, tahaka ny avy amin’ny vilany mangotraka na amin’ny fahandroana.
malagasy
Ny vavorony dia ivoahan'ny setroka, tahaka ny avy amin'ny vilany mangotraka, na amin'ny fahandroana.[Na: afon-kerana]