Job 41:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fofonainy dia mampirehitra arina ary misy lelafo mivoaka avy amin’ny vavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maharehitra arina ny fofon’ainy, midedadeda avy ao am-bavany ny lelafo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampirehitra arina ny fofonainy, satria lelafo no avoaky ny vavany.
Malagasy Bible 1865
Ny fofonainy mampirehitra arina, ary misy lelafo mivoaka avy amin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fofonainy dia mampirehitra arina ary misy lelafo mivoaka avy amin’ny vavany.
malagasy
Ny fofonainy mampirehitra arina, ary misy lelafo mivoaka avy amin'ny vavany.