Job 41:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vozony no itoeran’ny hery ary mibitaka eo anoloany ny fampahatahorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitoetra ao am-bozony ny hery; miantsambotra eo alohany ny fampahatahorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vozony no itoeran-kery ka mihorohoro izay mahita azy.
Malagasy Bible 1865
Ny vozony no itoeran'ny hery; Ary mibitaka eo alohany ny fampahatahorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vozony no itoeran’ny hery ary mibitaka eo anoloany ny fampahatahorana.
malagasy
Ny vozony no itoeran'ny hery; Ary mibitaka eo alohany ny fampahatahorana.