Job 41:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivalombalona ny hotraka amin’ny tenany; mafy ireny ka tsy azo endahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mirary avokoa ny hozatry ny nofony, sady miraikitra mafy aminy tsy azo hotsonina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivalombalona ireo hotraky ny voay, ka mafy sady mihenjana tsy voalefitra.
Malagasy Bible 1865
Mivalombalona ny hotraka amin'ny tenany; Mafy ireny ka tsy azo endahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivalombalona ny hotraka amin’ny tenany; mafy ireny ka tsy azo endahina.
malagasy
Mivalombalona ny hotraka amin'ny tenany; Mafy ireny ka tsy azo endahana.