Job 41:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mitsangana izy dia raiki-tahotra ny mahery; eny, toran-kovitra ireo ka mihemotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitsangana izy, raiki-tahotra ny mahery indrindra, torana azon’ny fivadiham-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mitsangana ny voay, dia mangovitra ireo filoha fa tsy afa-manoatra noho ny tahotra.
Malagasy Bible 1865
Raha mitsangana izy, dia raiki-tahotra ny mahery; Eny, toran-kovitra ireo ka tsy mahavoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mitsangana izy dia raiki-tahotra ny mahery; eny, toran-kovitra ireo ka mihemotra.
malagasy
Raha mitsangana izy, dia raiki-tahotra ny mahery; Eny, toran-kovitra ireo ka tsy mahavoa.