Job 41:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mamely azy amin’ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin’ny lefom-pohy na ny firombaka na ny zana-tsipìka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha asiana ny sabatra izy, dia tsy mahalaitra azy ny sabatra, na ny lefona, na ny longy, na ny zana-tsipìka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy sabatra mahalaitra azy, toy izany koa ny lefompohy na ny firombaka na ny zana-tsipîka.
Malagasy Bible 1865
Raha misy mamely azy amin'ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin'ny lefom-pohy, na ny firombaka, na ny zana-tsipìka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mamely azy amin’ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin’ny lefom-pohy na ny firombaka na ny zana-tsipìka.
malagasy
Raha misy mamely azy amin'ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin'ny lefom-pohy, na ny firombaka, na ny zana-tsipìka.