Job 41:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mampandositra azy ny zana-tsipìka; ataony ho toy ny vodivary ny vaton’antsamotady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zana-tsipìka tsy mampandositra azy, ny vaton’antsamotady ataony ho tapak’ahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mampandositra azy izay zana-tsipîka, ataony toy ny mololo ny vaton’antsamotady
Malagasy Bible 1865
Tsy mampandositra azy ny zana-tsipìka; Ataony ho toy ny vodivary ny vaton'antsamotady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mampandositra azy ny zana-tsipìka; ataony ho toy ny vodivary ny vaton’antsamotady.
malagasy
Tsy mampandositra azy ny zana-tsipìka; Ataony ho toy ny vodivary ny vaton'antsamotady.