Job 41:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny takibany dia tahaka ny vakim-bilany maranitra; toy ny mitarika ragiragy eo amin’ny fotaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy toa vakim-bilany maranitra amin’ny takìbany, ka toy ny vy famakiam-bainga velariny amin’ny fotaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno fantsika miranirany ny takiban’ny voay ka mikisaka mova tsy hersa manditra fotaka.
Malagasy Bible 1865
Ny takibany dia tahaka ny tavim-bilany maranitra; Mamelatra fivelezam-bary maranitra eo amin'ny fotaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny takibany dia tahaka ny vakim-bilany maranitra; toy ny mitarika ragiragy eo amin’ny fotaka izy.
malagasy
Ny takibany dia tahaka ny tavim-bilany maranitra; Mamelatra fivelezam-bary maranitra eo amin'ny fotaka izy.