Job 41:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampandevy ny lalina ho tahaka ny ao am-bilany izy; manao ny ranomasina ho tahaka ny vilany misy menaka manitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampandevy ny hantsana toy ny vilany izy, ataony toy ny kapoaka misy zava-manitra ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa misitrika anaty rano lalina izy, dia mampandroadroatra izany toa rano mangotraka ao am-bilany ary manova ny farihy ho fandoroan-java-manitra.
Malagasy Bible 1865
Mampandevy ny lalina ho tahaka ny ao am-bilany izy; Manao ny ranomasina ho tahaka ny vilany misy menaka manitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampandevy ny lalina ho tahaka ny ao am-bilany izy; manao ny ranomasina ho tahaka ny vilany misy menaka manitra izy.
malagasy
Mampandevy ny lalina ho tahaka ny ao am-bilany izy; Manao ny ranomasina ho tahaka ny vilany misy menaka manitra izy.