Job 41:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampahazava ny lalany eo aorianany izy ka lasa toy ny volo fotsy ny lalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasori-pahazavana ny lala-nodiaviny, ka hoatra ny misy volofotsy ny hantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamela dindo mazava eo aoriany izy ka ny onja dia tahaka ny volofotsy mitsinkafona eny amin’ny rano lalina.
Malagasy Bible 1865
Mampahazava ny lalany eo aoriany izy. Ataon'ny olona ho toy ny volo fotsy ny lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampahazava ny lalany eo aorianany izy ka lasa toy ny volo fotsy ny lalina.
malagasy
Mampahazava ny lalany eo aoriany izy. Ataon'ny olona ho toy ny volo fotsy ny lalina.