Job 41:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy tahaka azy eny ambonin’ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy toa azy eny ambonin’ny tany, fa noarîna tsy mahalala tahotra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy tahaka ny voay eny ambonin’ny tany fa noariko tsy hanan-tahotra izy.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy tahaka azy eny ambonin’ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.
malagasy
Tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra.Ny avo rehetra jereny avokoa; Mpanjakan'ny bibi-dia rehetra izy