Job 41:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nanome Ahy aloha mba hamaliako azy? Ny eny ambanin’ny lanitra rehetra dia Ahy avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zovy no nanisy soa Ahy ka tsy maintsy valiako kosa indray? Ahy avokoa ny eny ambanin’ny lanitra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy ananan’olon-trosa Aho: Ahy izay rehetra eny ambany masoandro.
Malagasy Bible 1865
Iza no nanome Ahy aloha mba hamaliako azy? Ny eny ambanin'ny lanitra rehetra dia Ahy avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nanome Ahy aloha mba hamaliako azy? Ny eny ambanin’ny lanitra rehetra dia Ahy avokoa.
malagasy
Iza no nanome Ahy aloha mba hamaliako azy? Ny eny ambanin'ny lanitra rehetra dia Ahy avokoa.