Job 41:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola hangina Aho ny amin’ny rantsambatany sy ny heriny ary ny firafitry ny vatany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tiako hafenina ny momba ny rantsam-batany, ny heriny, ny firindran’ny rafitry ny vatany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mbola holazalazaiko izao ny amin’ny rantsam-batan’ny voay sy ny antsipirian’ireo asa mahery vitany ary ny hatsàran’ny endrika ananany.
Malagasy Bible 1865
Tsy mbola hangina Aho ny amin'ny momba ny tenany sy ny heriny ary ny fahatsaran'ny endriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola hangina Aho ny amin’ny rantsambatany sy ny heriny ary ny firafitry ny vatany.
malagasy
Tsy mbola hangina Aho ny amin'ny momba ny tenany sy ny heriny ary ny fahatsaran'ny endriny.