Job 41:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahasonga ny fitafiany? Na iza no sahy hiditra ao amin’ny nifiny roa sosona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no efa nanainga na oviana na oviana ny sisin’ny fiarovan-tratrany? Iza no efa namaky ny laharan’ny nifiny roa sosona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mahainga ny fitafiany ivelany, na handoaka ny akanjovy matevina ifonosany?
Malagasy Bible 1865
Iza no mahasonga ny fitafiany anoloany? Na iza no sahy hiditra ao amin'ny nifiny roa sosona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahasonga ny fitafiany? Na iza no sahy hiditra ao amin’ny nifiny roa sosona?
malagasy
Iza no mahasonga ny fitafiany anoloany? Na iza no sahy hiditra ao amin'ny nifiny roa sosona?