Job 41:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahasokatra ny varavaran’ny tavany? Mahatsiravina ny manodidina ny nifiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no efa namoha ny varavaran’ny vavany? Manodidina ny nifiny, dia itoeran’ny fahatahorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza koa no sahy hanokatra ny vavany, fa ireo nifiny dia mampihorohoro izay olona eny manodidina?
Malagasy Bible 1865
Iza no mahasokatra ny varavaran'ny tavany? Mahatsiravina ny nifiny manodidina!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahasokatra ny varavaran’ny tavany? Mahatsiravina ny manodidina ny nifiny!
malagasy
Iza no mahasokatra ny varavaran'ny tavany? Mahatsiravina ny nifiny manodidina!