Job 41:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Reharehany ny faraoraon’ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin’ny tombo-kase ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanto ny filahatry ny laniny; mova tsy ny tombokase mifanety erỳ;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lamosiny dia voasaron’ampinga milahatra sady tafatambatra mafy sy mifanety.
Malagasy Bible 1865
Reharehany ny faharaoraon'ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin'ny tombo-kase ireo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Reharehany ny faraoraon’ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin’ny tombo-kase ireo;
malagasy
Reharehany ny faharaoraon'ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin'ny tombo-kase ireo;[Heb. ampingany]

Recommended Reading