Job 41:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifanindry lany ireo sady mifampiditra ka tsy azo sarahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mifandray lany avokoa izy dia tafakambana ka tsy mety hisaraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifanindry sy mifamikitra koa ireo ka tsy azo sarahina mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Mifanindry lany ireo sady mifaniditra ka tsy azo sarahina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifanindry lany ireo sady mifampiditra ka tsy azo sarahina.
malagasy
Mifanindry lany ireo sady mifaniditra ka tsy azo sarahina,